txy_num_text_reg/16/15.txt

1 line
651 B
Plaintext

\v 15Tezitra fatrasy i Mosesy dra nizaka tamin'i Yaveh ho: ''Ka magneky gny fagnatiny. sy nangalakyna apondra raiky tamin'izy ireo zaho, dra sy nagnisy rasy na gny raiky tamin'izy ireo aza.'' \v 16 Dra nizaka tamin'i Kora i Mosesy ho: ''Maraindray dra sy maisy handeha eo agnatrehan'i Yaveh hanao vo gny tarikao___hanao vo izy ireo. dra Arona. \v 17Samia mangalaky gny fitondran'afo hadrareo kiraikiraiky dra magnisy gny ditin-kazo magnisy ao amin'izay. Avy eo dra aoka hinday gny fitondran'afo eo agniloan'i Yaveh avy gny kiraikiraiky, fotondran'afo dima-polo vo aoka hinday gny Arona, avo koa, dra aoka hinday gny fitondran'afodrareo kiraikiraiky.''