txy_num_text_reg/16/08.txt

2 lines
637 B
Plaintext

\v 8Dra hoy draiky Mosesy tamin'i Kora ho:''Akehitriny mitenoa, handrareo dra taranak'i Levy.'' \v 9Moa raha masaisaiky amidrareo se gny napisarahan'i Zagnahary andrareo tamin'ny fiangonan'Israely, ba hinday andrareo agnilan'ny vatany, ba hanao gny asany ao amigny Tabernakelin'i Yaveh, dra hizaro eo anoloan'ny fiangona ba hanopo anazy ireo? \v 10Ninday anao agnilany izy, vo ireo rahalahinao aby, taranak'i Levy, mindray aminao, nefa bo mitalia gny fisoronana avo koa handrareo!
\v 11Noho izay gny nivodrognadrareo vo gny tarinao hanohisy an'i Yaveh. Dra nanaoakory hadrareo gny mitaray mahakasiky an'i Arona, izay makato an'i Yaveh?''