txy_num_text_reg/16/04.txt

1 line
300 B
Plaintext

\v 4Gny fa ren'i Mosesy izay, dra nipiodriky gny tavany izy. \v 5 Nizaka tamin'i Kora vo ireo aby izay nidray taminy izay ho: ''Amigny maray dra hapahafatarin'i Yaveh ireo izay Azy vo ireo izay voataka hon'azy. Handesiny ho eo agnilany izay olo izay. Gny raiky izay voafily dra handesiny gny vatany.