txy_num_text_reg/16/01.txt

1 line
694 B
Plaintext

\v 1 Dra Kora gny zanadahin'i Jizara zanadahin'i Kehata zanadahin'i Levy, miaraky amin'i Datana vo Abirama zanadahin'i Eliaba, vo Ona zanak'i Peleta, taranak'i Robena, dra nampivory lelahy sasa-sasany. \v 2 Nisanga hanohisy an'i Mosesy izy reo , ka niaraky tamin'ereo lelahy hafa avy tamign'ny vahoaka'Israely, mpitariky fengona dimampolo vo rozato zay mpikamba fanta-daza teo amign'ny fengona . \v 3 Niara-niango izy reo mba hifanandry ami'i Mosesy vo Arona. Hoy izy reo taminazy:'' Lasa lavisy loasy iandrareo! Fa voatoka gny fiangona aby, gny kirairaiky amin'izy reo dra Yaveh dra eo aminizy reo. Nanap akory gny manandrasy gny vatandrareo eo amign'ny ambign'ny fengonan'i Yaveh iandrareo?''