txy_num_text_reg/23/11.txt

1 line
249 B
Plaintext

\v 11 Ho Balaka tamin'i Balama :''Inoitiho nataonao taminahy?Nandesiko hagnozo gny fahavaloko ianao, nefa indro, nitahianao izy reo.''\v 12 Namaly i Balama ka nizaka ho:''Sy tokony hitandry gny hizaka ze apetrak'i Yaveh eo am-bavako avo seky zaho?''