txy_num_text_reg/13/30.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 30 Sady Kaleba napiegny reo vahoaky ze zay teo anatrehan'i Mosesy ka nanao ho:'' Ao izahay hiakasy dra hagnalaky gny tany ho fanagna, satria vitasika tokoa gny mandresy anizay.'' \v 31 Fa reo lelahy hafa zay niaraky tamin'ereo nanao ho:''Sy vitasika gny hanafiky reo vahoaky satia matazaky noho isika izy reo.''