1 line
305 B
Plaintext
1 line
305 B
Plaintext
\v 23 No fa avy tao amign'ny lohatanin'i Eskola ereo, dra nanapaky sampam-boaloboky. Nitarazony ro tamin'ereo tamign'ny tehy izy. Nanday ampongaben-dagnisy vo aviavy avo koa izy reo. \v 24 Zay toera zay dra nitokaviny ho Lohasahan'i Eskola, noho gny sampam-boloboky zay notapahign'ny vohoakan'Israely tao. |