txy_num_text_reg/13/17.txt

1 line
612 B
Plaintext

\v 17 Nandefan'i Mosesy mbo hizaka gny tany Kanana ereo. Ho izy tain'ereo ho:'' Milira laha tagny Negeva dra miakara agny amign'ny tany agnabo. \v 18 Ateo gny tany mbo hahita ho manao akory. Dinihogny olo mitoboky ao, na matazaky na malemy, dra keliky dre maro. \v 19 Atio gny toesy gny tany ipetrahan'ereo. Soa ra zay na rasy? Tana ino gny ao? Manahaky gny toby ra izy reo, sa tana mimanda? \v 20 Ateo gny toesy gny tany, raha soa ho agn'ny fambole na rasy, dra raha misy hazo misiry ai na sy misy. Mehereza dra mandesa famatarany amy gny vokasy gny tany.''Zay fotoa zay dra fotoagn'ny voloham-boaloboky masaky.