auto save

This commit is contained in:
Tanosy-001 2021-04-15 09:16:12 +02:00 committed by root
parent a42b532a2e
commit edf21b5176
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12Dra Mosesy nitoka an'i Datana vo Abirama, zanaky lahin'i Eliaba, fa nizaka izy ireo ho: ''Sy hiakasy izahay. \v 13Raha masaisaiky aminao angaha gny nindesanao anay niakasy niboaky gny tany todran-dronono vo tantely, ba hamono anay agny agnefisy? akehitriny dra magniry gny vatanao hanapaky eo aminay hanao! \v 14Ho fagnapian'izay, sy ninday anay tagny amigny tany todran-dronono vo ta
\v 12Dra Mosesy nitoka an'i Datana vo Abirama, zanaky lahin'i Eliaba, fa nizaka izy ireo ho: ''Sy hiakasy izahay. \v 13Raha masaisaiky aminao angaha gny nindesanao anay niakasy niboaky gny tany todran-dronono vo tantely, ba hamono anay agny agnefisy? akehitriny dra magniry gny vatanao hanapaky eo aminay hanao! \v 14Ho fagnapian'izay, sy ninday anay tagny amigny tany todran-dronono vo tantely hanao, na nagnome anay ireo saha vo tanim-boaloboky ho lova. Akehitriny dra magniry hahazamba anay amin'ireo fapanantenana foana se hanao? sy ho agny aminao