auto save

This commit is contained in:
Tanosy-001 2021-04-15 09:16:12 +02:00 committed by root
parent bb783b4c78
commit 83e7e76deb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28Dra nizaka i Mosesy ho: ''Amin'izao gny ahafataradrareo fa Yaveh gny nagniraky anahy hanao ireo asa aby, fa sy nanao ireo tamin'ny saiko avo zaho. \v 29Raha maty amigny fahafatesana voazagnahary manahaky gny zava-misy ara-dalana ireny olo ireny, dra sy nandefa anahy i Yaveh. \v 30Fa raha mamorona fisokafana amigny tany izay mitely anazy ireo ao manahaky gny vava lahibe i Yaveh, midray amin'ireo fianakaviany aby, dra raha mizaso velona agny amigny fiaigna-sihita
\v 28Dra nizaka i Mosesy ho: ''Amin'izao gny ahafataradrareo fa Yaveh gny nagniraky anahy hanao ireo asa aby, fa sy nanao ireo tamin'ny saiko avo zaho. \v 29Raha maty amigny fahafatesana voazagnahary manahaky gny zava-misy ara-dalana ireny olo ireny, dra sy nandefa anahy i Yaveh. \v 30Fa raha mamorona fisokafana amigny tany izay mitely anazy ireo ao manahaky gny vava lahibe i Yaveh, midray amin'ireo fianakaviany aby, dra raha mizaso velona agny amigny fiaigna-sihita izy ireo, dra aoka ho fatasao fa ireny olo