txy_mat_text_reg/26/73.txt

1 line
447 B
Plaintext

\v 73 Nony afaka tselatsela dra nagnato reo ze nisanga teo dra nizaka tamin'i Petera hô:''Ianao avo koa dra tena raiky amin'ereo,fa gny fomba fizakanao dra miampanga anao.''\v 74 Laha teo nanomboky nagnozo vo ninia dra nanao hô:''Sy fatanao ze lelahy zay.''Dra teo no eo dra nagneno gny akoho.\v 75 Tadidin'i Petera gny zaka nambaran'i Jesosy hô:''Bo sy magneno gny akoho dra handa Anahy itelo anao.''Laha teo izy niboaky dra nitomagny fatrasy.