txy_mat_text_reg/28/08.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 8 Niala gny lolo malaky ereo noho gny tahosy vo tamy hafalia lahibe ereo ampela, dra nilomalomay ba hizaka reo pianany. \v 9 Indro, nifakahita tamin'ereo Jesosy dra nizaka ho:''Arahaba! ''Nagnato ampela reo, nita gny tombony dra nidera anazy. \v 10 Dra laha teo Jesosy nizaka tamin'ereo ho: ''Ka matahosy. Mandehana mizaka amin'ereo rahalahiko ba hiala dra hita an'i Galilia. Agny gny hahitan'ereo anahy.''