txy_mat_text_reg/14/06.txt

1 line
251 B
Plaintext

\v 6 Fa gny avy gny andro nahaterahany'i Heroda,dra nasizaky teo agnevon'ereo vahiny nasany gny zanakapelan'i Herodiasy dra nahafinarisy an'i Heroda.\v 7 Ho setrin'izay,dra nampanatena taminigny fianiana izy gny hagnome ze hangatahiny dre ino dre ino.