\v 1 Tamin'izay fotoa zay, Heroda pazaka nahare gny vaovao momba an'i Jesosy.\v 2 Ho izy tamin'ereo mpanompony ho:'' I Jaona mpanao batisa zay; nisanga tamy gny maty izy.Noho zay dra miasa ao aminazy reo hery reo.''