txy_mat_text_reg/03/07.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 7 Fa gny nahita reo Fariseo vo Sadoseo maro nagnato anazy ba ho atao batisa izy, dra hoy izy tamin'ereo ho: ''Ry taranaky menarana feno poizy, iza gny napitandry andrareo hilomay gny fahoria ze ho avy? \v 8 Mamoaza tegnany miendriky gny fibebaha. \v 9 Dra ka misay gny hizaka anakam-po ho: 'Mana an'i Abrahama ho ranay izahay.'Fa zakako amindrareo fa Zagnahary dra mahavita mananga zanaky ho an'i Abrahama dre dra laha tamy tahoky vato tahoky avo.