txy_mat_text_reg/02/11.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 11 Nilisy tao amy tragno ereo dra nahita gny zaza niaraky tamin'i Maria reniny. Nandohaliky vo nidera anazy ereo. Nanokasy gny fisia-kareny ereo dra nanolosy fagnomeza volamena, liti-kazo magnitsy, dra miora ho anazy. \v 12 Nampitandry anazy reo tamy nofy Zagnahary ba sy hiharegnany agny amin'i Heroda, ka lala hafa gny nandehan'ereo namozy gny fireneny aby.