txy_mat_text_reg/27/54.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 54 Dra reo Kapiteny vo reo ze nagnety an'i Jesosy fa gny nahita gny horohoro-tany vo reo raha ze niseo , dra lasa natahosy fatrasy dra nanao ho: '' Zanak'Andriamanitra marina itio.''55 Nisy ampela maro ze nagnaraky an'i Jesosy hatragny Galilia ba hikarakara anazy teo nagnety lavisy eny. \v 56 Tamin'ereo Maria Magdalena, Maria renin'i Jakoba vo Josefa, dra gny renin'ereo zanakilahin'i Zebedio.