txy_mat_text_reg/26/49.txt

1 line
241 B
Plaintext

\v 49 Teo no eo avo dra nagnato an'i Jesosy izy dra nizaka ho:''Finarisy,Raby!''Dra nagnoriky Anazy izy.\v 50 Hoy Jesosy taminazy ho:''Ry sakaiza,atovy ze lianao eto.''Laha teo avy izy reo,nanondrosy tagna tamin'i Jesosy,dra nisambosy Anazy.