txy_mat_text_reg/26/10.txt

1 line
222 B
Plaintext

\v 10 Fa Jesosy,nahafatasy anizay,nizaka anazy reo ho:''Nanao akory andrareo gny manahira-say rapela?Fa raha soa gny nataony taminahy.\v 11 Eo amindrareo mandrakizay gny mizaly,Fa zaho dra sy ho eo amindrareo mandrakariva.