txy_mat_text_reg/24/37.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 37 Manahaky tamy andron'i Noa,dra tahaky anizay avo koa gny fihaviany Zanak'olo.\v 38 Fa manahaky gny tamin'ereo andro mialoha gny safo-drano dra nihina vo nino ereo,nanambaly vo nampakasy mandra-pahaviny gny andro niliran'i Noa tao agnatiny gny sambo ,\v 39 dra sy nahafatasy dre ino dre ino ereo mandra-pahaviny safondrano dra nandringa anazy aby dra tahak'izay gny fihaviany gny Zanak'olo.