txy_mat_text_reg/23/34.txt

1 line
487 B
Plaintext

\v 34 Noho zay,indro,magniraky paminany vo olo-kendry dra panora-dalana ho amdrareo Zaho.Gn'ilany amin'ereo dra ho vonondrareo; dra gn'ilany ho zerandrareo ao amy Synagogandrareo dra handroaky anazy hiala ao an-tana.\v 35 Gny vokasin'izay dra hahazo andrareo gny lio mary aby ze nalasaky teto an-tany,nanomboky tamy lion'i Zakaria zanak'i Barakia,ze nivonodrareo teo agnelagnelany fitoera masy vo gny Alitara.\v 36 Zakako mary amindrareo,fa gny raha dra ho avy amin'itoho taranaky itiho.