txy_mat_text_reg/22/15.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 15 Laha teo nandeha reo Fariseo dra nagnoma gny fomba mety hamandriha an'i Jesosy amin'izay nizakany.\v 16 Laha tep nirahin'ereo hagnagny aminazy reo mpianasin'ereo, niaraky tamin'ereo Herodiana.Nizaka tamin'i Jesosy ereo ho:''Ry papianasy,fatasinay fa mary anao,dra mapianasy gny lalan'Agnahary amy mary.sy miraharaha gny hevisiny gny hafa anao,dra aminay,ino gny hevisinao?Ara-dalana se gny fandoavan-ketra agny amin'iKaisara sa sy ara-dalana?''