txy_mat_text_reg/05/31.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 31 Dra fa voazaka avo koa ho : 'Dre iza dre iza misaraky amy valiny, dra ao izy hagnome anazy gny taratasy fisaraham-panambalia.'\v 32 Fa Izaho koa mizaka amindrareo fa zay aby misaraky amy valiny, afa-sy noho gny fizangazanga, dra mampizangazanga anazy. Dre iza dre iza manambaly anazy afarany fisarahany dra mizangazanga .