txy_mat_text_reg/01/04.txt

1 line
284 B
Plaintext

\v 4 Raha gny ran'i Amidaba , dra Aminadaba gny ran'i Nasona, dra Nasona gny ran'i Salmona. Salmona gny ran'i Boaza tamy \v 5 Rahaba, Boaza gny ran'i Obeda tamigny Rota, Obeda gny ran'i Jese. \v 6 Dra Jese gny ran'i Davida panjaka, Davida gny ran'i Solomona tamy alalagny valiny Oria.