txy_mat_text_reg/17/09.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 9 Raha nizoso gny vohisy ereo, dra nandisy anazy reo Jesosy,nanao ho:''Ka mitatisy anizao fahitana anizao dre amin'iza dre iza mandra-pisanganigny Zanak'olo amy maty.''\v 10 Nagnotany anazy reo mpianany,nanao ho:''Nanao akory dra reo mpanora-dalana gny mizaka fa Elia dra sy maisy ho avy aloha?''