txy_mat_text_reg/12/38.txt

1 line
528 B
Plaintext

\v 38 Laha teo nisy mponora-dalana vo Farise sasasany namaly an'i Jesosy dra nizaka jo:''Ry Mpampianasy, magniry gny ahita fanatara laha taminao zahay.''\v 39 Fa namaly Jesosy dra nizaka anazy reo ho:''Misy taranaky rasy fagnahy vo mpizangazanga mitalia famatara. Kanefa sy misy famatara ome anazy afa-sy gny famataran'i Jaona mpaminany.\v 40 Fa mitovy an'i Jaona ze telo andro vo telo hariva tao agnatiny trokiny fia lahibe zay,dra hanahaky anizay koa gny hitoerany gny zanak'olo telo andro vo telo hariva ao agnatiny gny tany.