txy_mat_text_reg/09/14.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 14 Laha teo nagnato anazy reo mpianasin'i Jaona dra nizaka ho; ''Manao akory zahay vo reo fariseo gny mifaly hany matetiky, fa reo mpianaso koa sy ba mifaly?''\v 15 Hoy Jesosy tamin'ereo ho:''Mety alahelo se reo havany mpangalaky ,raha bo miaraky eo amin'ireo gny mpangalaky? Fa ho avy gny andro hangala gny mpangalaky eo amin'ereo dra amin'izay ereo vao hifaly hany.