txy_mat_text_reg/09/12.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 12 Gny fa nahare anizay Jesosy , dra ho Izy ho:''Gny olo matazaky ara-bata dra sy mila mpisabo, fa reo ze marary avo. \v 13 Tokony mandeha mianasy andrareo gny dikany ho: 'famindram-po gny iriko fa sy soro.'Fa avy zaho, sy hitoka reo mary hibebaky , fa reo mpanota.''