txy_mat_text_reg/08/30.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 30 Dra nisy andi-koso maro nihina teo, sy dra lavisy anazy reo.\v 31 Bo niangavy an'i Jesosy avo reo devoly dra nanao ho: ''Raha mandroaky anay Ianao, dra alefao ao agnatin'ereo andi-koso reo zahay.''\v 32 Hoy Jesosy tamin'ereo ho: ''Mandehana !''Dra niboaky reo devoly dra nangao amin'ireo koso; dra indro,reo andiany aby nenga nizoso gny vohisy mideza nagnagny an-dranomasy dra maty tao agnaty rano ereo.