txy_mat_text_reg/08/18.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 18 Dra gny fa hitan'i Jesosy reo vahoaky napalipalisy anazy, dra nagnome toromariky ba hiala ho egny andafiny ranomasy Galilia Izy.\v 19 Laha teo gny panoran-dala raiky nagnato anazy dra nanao ho:'' Ry mpampianasy, hagnaraky anao zaho dre eza dre eza handehanano.''\v 20 Hoy jesosy taminazy ho:''Gny amboahaolo manan-davaky,dra reo voro gny lagnisy mana akany. fa gny Zanak'olo sy mana dre eza dre eza ampandria gny lohany.''