txy_mat_text_reg/01/15.txt

1 line
483 B
Plaintext

\v 15 Elihoda gny ran'i Eliazara, Eliazara gny ran'i Matana, dra Matana gny ran'i Jakoba.\v 16 Jakoba gny ran'i Josefa zay valin'i Maria, gny niteraky an'i Jesosy, zay nitokavy ho Kristy.\v 17 Gny taranaky aby manomboky amin'i Abrahama dra hatra amin'i Davida dra taranaky efasy amby folo, manomboky amin'i Davida dra hatra amy fandroaha ho agny Babylona dra taranaky efasy amby folo, dra manomboky amy fandroaha ho agny Babylona dra hatra amin'i Kristy dra taranaky efasy amby folo.