txy_mat_text_reg/28/18.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 18 Nagnato anazy reo Jesosy ka niresaky tamin'ereo dra nizaka ho: ''Fa nome anahy gny fahefa iaby agny an-dagnisy vo eto an-tany. \v 19 Koa mandehana dra atovy avy mpianaso gny firene-drehetra. Atovy batisa ereo amy agnarany ray sy gny Zanaka dra fanahy Masina.