txy_mat_text_reg/23/16.txt

1 line
308 B
Plaintext

\v 16 Loza ho andrareo ,ry pitariky poaky,andrareo ze mizaka ho:'Dre iza dre iza miania amy fengona,dra sy misy dikany zay. Fa dre iza dre iza mianiana amy volamenany fengona,dra voafehy gny fiaignany izy.'\v 17 Andrareo ry poaky mola! Iza gny lahibe ,gny volamena sa gny fengona ze manao gny volamena masy?