txy_mat_text_reg/21/01.txt

1 line
486 B
Plaintext

\v 1 Raha nagnato an'i Jeresalema Jesosy vo gny mpianany dra nagnao Betifaga,agny an-dohambohisin'i Oliva,dra nandefa mpianasy ro Jesosy,\v 2 nizaka tamin'ereo ho:''Mandehana ao amin'izay vohisy magnaraky ao,fa eo no eo andrareo dra hahita boriky mifehy dra zana-boriky raiky miaraky aminazy.hahao ereo dra andeso atiho aminahy.\v 3 Raha misy mizaka andrareo momba anizay,dra zakao ho:'Misy italiaviny Topo anazy reo,'dra eo no eo zay olo zay dra handefa anazy reo miaraky amindrareo.''