txy_mat_text_reg/15/01.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 1 Laha teo nisy Fariseo vo mpanora-dala sasasany laha tagny Jerosalema nagnato an'i Jesosy. Ho izy ho:\v 2 ''Nanao akory gny mpianasy gny mandika gny fombondrazan'ereo zoky olo? Fa sy manasa gny tagnan'ereo aloha gny hihina.''\v 3 Namaly Izy dra nizaka tamin'ereo ho:''Dra nanao akory dra andrareo gny mandika gny lalan'Agnahary noho gny fomban-drazandrareo?