txy_mat_text_reg/14/03.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 3 Fa Heroda nanambosy an'i Jaona,namehy anazy ,dra nandefa anazy tagny an-tragno mezy noho i Herodiasy,valin'i Filipo rahalahiny.\v 4 Fa hoy Jaona taminazy ho:''Sy ara-dala ho anao gny mana anazy ho valinao.''\v 5 Nagniry gny hamono anazy Heroda,saiky natahosy gny vahoaky izy,satria nirambesin'ereo manahaky gny mpaminany izy.