txy_mat_text_reg/09/10.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 10 Dra raha nipetraky hihina tao an-tragno Jesosy, indro, pamory hetra vo olo mpanota maro avy dra niaranihina tamin'i Jesosy vo reo mpianany. \v 11 Fa gny nahita anizay reo fariseo, dra nizaka tamin'ireo mpianany reo ho:''Nanao akory gny mmpimpianasindrareo gny miara-mihina amy olo mijaly (mpamory hetra) vo gny olo mpanota?''