txy_mat_text_reg/27/30.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 30 Nandroran'ereo Izy,dra nalan'ereo gny tehina dra nizera Anazy imaro dra be teo amin'gny lohany.\v 31 Gny fa vay nikizaky Anazy reo,dra nangalaky gny akazo lavany dra napagnisiny Anazy gny akazony,dra ninday Anazy niboaky ba hamasika Anazy amin'gny hazofizalia.