txy_mat_text_reg/27/23.txt

1 line
391 B
Plaintext

\v 23 Dra hô Izy hô:''Nanao akory ,ino gny rasy nataony?''Fa vo maiky ereo nikoraky fatrasy hô:''Fasiho amin'gny hazofizalia Izy.''\v 24 Fa gny hitan'i Pilato fa sy afaky hanao dre ino dre ino izy,kanefa nanomboky gny tabataba,dra nangalaky rano izy,nanasa gny tagnany teo alohany vahoaky,dra nanao hô:''Sy manasiny amin'gny lion'itiho lelahy sy manasigny itiho zaho.Fa asandrareo zay.''