txy_mat_text_reg/21/25.txt

1 line
560 B
Plaintext

\v 25 Gny batisan'i Jaona -laha teza gny niaviany?Laha tagny an-dagnisy sa laha tamy olombelo?''Nialy hevisy ereo ,nanao ho:''Raha mizaka isika ho,'Laha tagny an-dagnisy,'Izy hizaka amisika ho:'Fa nanao akory andrareo gny sy nino anazy?'\v 26 Fa raha mizaka isika ho:'Laha tamy olombelo',matohosy gny vahoaky isika,satria izy iaby dra mihevisy an'i Jaona tahaky gny paminany''. Dra namaly an'i Jesosy ereo dra nizaka ho:''Sy fatanay.''\v 27 Dra ho Izy avo koa tamin'ereo ho:''Izaho avo koa dra sy hizaka amindrareo ho laha teza gny fahefa anovako anio raha io.