txy_mat_text_reg/12/31.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 31 Noho zay zakako amindrareo fa,ho voavela heloky gny olo amy fahota vo fizaka-drasy iaby,fa gny fizaka-drasy amy Fanahy masy dra sy hahazoa famelan-keloky.\v 32 Dre iza dre iza mizaka manohisy gny zanak'olo,dra ho voavela izy.Fa dre iza dre iza mizaka manohisy gny fanahy masy,dra sy ho voavela izy,dre amin'izao fiaigna izao,dre amin'izay ho avy.