txy_mat_text_reg/11/23.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 23 Andrareo, ry Kapernaomy, mihevisy se andrareo fa hasandrasy agny an-dagnisy? Haha, andesy hizoso agny amy helo andrareo. Satria raha tagny Sodoma gny natao reo asa mahalasa ze natao teto amindrareo,dra bo ho tavela zay mandrak'androany.\v 24 Nefa mizaka amindrareo Zaho fa ho mora koa agny tanin'i Sodoma gny androny fisara noho gny ho amindrareo.''