txy_mat_text_reg/10/14.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 14 Ho an'ereo ze sy mandray andrareo dre sy miteno gny zakandrareo, dra ahisagno gny botany amy tombondrareo, gny fa miala amin'izay tragno dre tanan-lahibe zay andrareo.\v 15 Zakako mary amindrareo, fa ho moramora koa gny agny tanin'i Sodoma vo Gomora amy andro fisara noho zay tana-lahibe zay.