txy_mat_text_reg/09/35.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 35 Nandeha nizaka reo tanan-dehibe vo reo vohisy iaby Jesosy. Nanohy nampianasy tagny amin'ireo synagogan'ereo Izy, nitory gny filazasara gny fazaka, dra nagnasitrany reo karazan'arety aby vo reo karaza fahararia iaby.\v 36 Gny fa nahita reo vahoaky Izy, dra nana fangoraham-po tamin'ereo,satria niahiahy vo kivy ereo. Manahaky gny agn'ondry sy misy mpiamby reo.