txy_mat_text_reg/08/28.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 28 Fa gny avy tegny andafiny vo teo amy tanan'i Gadarenesa Jesosy, dra nisy lelahy ro zay nifeheny devoly nifakato taminazy. Izy reo dra niboaky laha tagny amin'ireo lolo dra tena nahery setra, noho zay dra sy nisy mpandeha afaky niriosy gny lala zay. \v 29 Indro, nikoraky fatrasy ereo dra nanao ho:''Moa mpifagnino seky izahay vo ianao, ry Zanak'Agnahary? Avy eto se ianao hampatahosy anay mialoha gny fotoa voatondro?''