txy_mat_text_reg/26/17.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 17 Tamin'gny andro volohan'gny mofo sy misy lalivay dra nagnato an'i Jesosy reo pianasy dra nizaka ho:''Eza gny tianao hanomananay ho anao hihina gny hanin'gny Pasaky?''\v 18 Namaly Izy ho:''Milira ao an-tana misy lelahy raiky dra zakao izy ho:'Hoy gny mpampianasy ho:''Fa mariny gny fotoako.Ato an-tragnonao Zaho gny hanao gny pasaky miaraky amin'ereo mpianasy.''''''\v 19 Nataon'ereo pianany araky ze nampanovin'i Jesosy zay,dra nagnoma gny sakafon'gny pasaky ereo.