\v 1 Gny fa vitan'i Jesosy ze zaka zay,dra nizaka tamin'ereo mpianany Izy ho:\v 2''Fatasindrareo fa afaky ro andro dra ho avy gny Pasaka,dra hatolosy homboa amin'gny hazofizalia gny Zanak'olo.''