txy_mat_text_reg/21/31.txt

1 line
430 B
Plaintext

\v 31 Iza tamin'ereo zanany ro reo gny nanao gny sitrapony rany?''Dra ho izy reo ho:''Gny volohany.''Jesosy nizaka anazy reo ho:''Zakako mary amindrareo,reo pamory hetra vo reo pivaro-tegna dra hilisy gny Fazakan'Agnahary alohandrareo.\v 32 Fa Jaona nagnatao andrareo tamy fahamarigna,fa sy nino anay andrareo.Fa reo mpamory hetra vo pivaro-tegna nino anazy.Fa andrareo, dre dra nahita anizay avo,dra sy nibebaky vo sy nino anazy.