txy_mat_text_reg/12/03.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 3 Fa Jesosy nizaka anazy reo ho:''Bo sy nivakindrareo mihisy se gny raha nataon'i Davida, gny fa resy izy,vo reo lelahy aby niaraky taminazy?\v 4 Nilisy tao amy tragnon'Agnahary izy dra nihina gny mofo gny fanatreha,ze sy ara-dalana ho anazy raha hany dra sy ara-dalana ho an'ereo ze niaraky taminazy,nefa ara-dalana ho agny loha gny mpisoro raiky avo.