txy_mat_text_reg/11/11.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 11 Zakako mary amindrareo, fa amin'ireo ze nateraky ampela dra sy misy lahibe mihoasy noho Jaona mpanao Batisa. Nefa gny olo sy manan-daza indrindra eo amy fazaka gny lagnisy dra lahibe noho izy.\v 12 Nanomboky tamy andron'i Jaona mpanao Batisa dra hatramin'izao, dra miarisy amy herisetra gny fazakany gny lagnisy,dra reo olo mahery setra dra mangalaky mandrava anazy.